|
|
|
|

Teny iditra 1  misohika
Fototeny  2 sohika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mararin' ny sohika
8 Tsy avy miaina, semposempotra: Misohika izy rehefa miaka-piakarana [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 mikisoha, misohika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21