| Teny iditra | 1 misoitra |
| Fototeny | 2 soitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Misavasava ny lavenona, na ny vain' afo amin' ny hazo kely lavalava izay atao hoe soitrafo
9 Maka voankazo amin' ny hazo lava marani-doha 10 (omby) Mandentika ny tandrony amin' ny tany [1.1] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 misiotra, 13 misoatry, misoitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|