|
|
|
|

Teny iditra 1  misokàka
Fototeny  2 sok
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra
8 Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe [1.1]
9 misokatra kely [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 Ãªtre disjoint, entr'ouvert, béant, niais [1.3#617]
11 entrebâiller [1.13]

Fivaditsoratra  12 mikasoka, misokàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20