Teny iditra misokisoky (sokisoky (soky))
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Matahotra, saro-kenatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misokisoky
Ny lasa : nisokisoky
Ny hoavy : hisokisoky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20