|
|
|
|

Teny iditra 1  misoko
Fototeny  2 soko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] mandeha mora mba hisambotra [1.78]
9 Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin' ny tamboho tao ny adala dia nangala-boankazo
10 Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita
11 Ampiasaina eo alohan' ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain' io matoanteny io no heviny amin' izany: Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsy nahatao an' ilay renikeliny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 Aller doucement, se faufiler, agir en cachette; faire, prendre, voler en cachette ; surprendre: Nisoko tao anatin’ ny tamboho izy ka nangalatra voankazo (Il s’est faufilé dans l’emplacement et a volé des fruits) ~ Nisoko namangy havana izy (Il est allé visiter ses parents en cachette) ~ Nisoko ny bokiko ilay kary (Ce coquin a volé mon livre en cachette) [1.3#620]
Ohatra  13  ary tsy miditra misoko amin'ity tany ity. [2.588#]
14  misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misoko

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20