|
|
|
|

Teny iditra 1  misolanga
Fototeny  2 solanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miainga dia milavo any aoriana: Tandroka misolanga
8 Somary mitraka na miakatra kely: Volo misolanga [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  10  Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21