|
|
|
|

Teny iditra1  misolelaka
Fototeny  2  solelaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny
Marivo aty: Vilany misolelaka
Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io
Ohatra  5  misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [2.472]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny misolelaka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11