|
|
|
|

Teny iditra 1  misolitika
Fototeny  2 solitika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Liana mafy ta hanao (asa na zavatra iray); milihitra, mimatimaty amy... [1.1]

Fivaditsoratra  misolitika, 8 mitsikiloa, 9 mitsilaiko

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20