Teny iditra | misoma | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Milalao [1.78] | |
[Sihanaka, Tanala] Milalao, misangy: Misoma amin-jaja: ka laha tsy tay ka amany [1.78] | ||
Teny iditra | misoma | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Manafosafo [1.78] | |
Fivaditsoratra | mimaso, misamo, misoma |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |