Teny iditra misomadodoka (somadodoka (dodoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihetsiketsika mampiseho fahamaikana izaitsizy: Nisomadodoka erỳ nandre an-drainy tonga ny ankizy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misomadodoka
Ny lasa : nisomadodoka
Ny hoavy : hisomadodoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20