Teny iditra misomalantsiatra (somalantsiatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitriatriatra, mitsiatsiaka, vakivaky, mitsefatsefaka: Misomalantsiatra ny hoditra rehefa maina ka mandrivotra ny andro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misomalantsiatra
Ny lasa : nisomalantsiatra
Ny hoavy : hisomalantsiatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05