| Teny iditra | 1 misomambisamby |
| Fototeny | 2 somambisamby |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Manopy maizina: Efa misomambisamby no tonga izy
8 Somary maizimaizina, mazava ratsy: Hazavana misomambisamby [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|