|
|
|
|

Teny iditra 1  misomotaka
Fototeny  2 somotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Minono na mihinana mamosibosika erỳ mifotafota eo am-pihinanana ka ifotetahan' ny loto avy amin' ny sakafo hanina ny tarehy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20