Teny iditra misondenda (sondenda)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Baka tandroka, somary mankany an-katoka
Be tarehy sady petaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misondenda
Ny lasa : nisondenda
Ny hoavy : hisondenda

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20