|
|
|
|

Teny iditra 1  misondrovaka
Fototeny  2 sondrovaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka
9 Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20