|
|
|
|

Teny iditra 1  misononoka
Fototeny  2 sononoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha moramora misosa tsy misy manelingelina, misosa miadana toa lakana ambony rano tony: Nisononòka tsara ny fiondranako
9 Mizotra tsara amim-pilaminana sy fifaliana: Misononoka ny fiainan' io fianakaviana io [1.1]
Ohatra  10  Irony rano eny an-tampon'Ankaratra
tazanin-davitra mamirapiratra
hatonina akaiky misononoka fandeha
voromanga voatora-defona
ka tsy mijanona tsy any Itasy
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20