Teny iditra mitaboroaka (taboroaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miseho any ambadika ny loaka, loaka borobaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go through. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaboroaka
Ny lasa : nitaboroaka
Ny hoavy : hitaboroaka
Filaza mandidy : mitaboroaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05