|
|
|
|

Teny iditra 1  mitafoaka
Fototeny  2 tafoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Feno be loatra ka mihoa-pefy: Efa mitafoaka ny rano ka esory amin' izay ny sininao
8 Mamorivory, mandroatra, misafoaka: Mitafoaka ny vorimbavan' ny soavaly [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20