|
|
|
|

Teny iditra1  mitafy (tafy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao [1.1]
4  Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  To dress; to wear the Lamba. [1.2]
6  To dress, to wear clothes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Se vêtir, porter tel vêtement [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mitafy io

Fivaditsoratra  15  matify, mitafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20