|
|
|
|

Teny iditra 1  mitaika
Fototeny  2 taika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Milatsaka tsirairay ny vongan-dranonorana, mipatraka: Mitaika ny orana ka andeha isika hody [1.1]

Fivaditsoratra  mitaika, 8 mitakia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20