|
|
|
|

Teny iditra 1  mitaingina
Fototeny  2 taingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miakatra na mipetraka eny ambony: Midina fa aza mitaingina eny ambony hazo eny sao mianfera
9 Mipetraka eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mitaingina bisikilety, mitaingina posiposy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to sit astride, to ride on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se mettre à califourchon sur, être à califourchon sur; être assis sur [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21