|
|
|
|

Teny iditra 1  mitaitaika
Fototeny  2 taitaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongavanareo mitaitaika toy izao
8 Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin' ny fivoahan' ny razana avy tao am-piangonana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20