Teny iditra | mitaitay (taitay) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maika ha..., dodona ta...: Mitaitay hiasa ianareo mbola mpianatra, nefa ho leony ihany rahatrizay [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitaitay io | ||||||||
Teny iditra | mitaitay (taitay) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Tondraka [1.78] | ||||||||
Fivaditsoratra | miatiaty, mitaitay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |