|
|
|
|

Teny iditra 1  mitakemotra
Fototeny  2 takemotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy raha vao nahita ny lehibeny tao amin' ny efitrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to shrink back through fear, to be on the point of crying. See fararemotra [1.2]
10 to shrink back in fear or shame [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 reculer par honte, par crainte [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20