| Teny iditra | 1 mitakiky |
| Fototeny | 2 takiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Lany harena, botry: Nitakiky Rakoto taorian' ny nandalovan' ilay rivo-doza
8 Manjoretra sy mitanondrika [1.1] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitakiky |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 mikitika, mitakiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|