Teny iditra mitakoboka (takoboka (hoboka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Voafina ao anaty filanjana misarona, voafina ao anaty lamba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitakoboka
Ny lasa : nitakoboka
Ny hoavy : hitakoboka
Filaza mandidy : mitakoboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20