Teny iditra mitakoritsoka (takoritsoka (ritsoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao teny tsy atao ren' ny olona maro; mandefa tsaho an-takona
Mitovy hevitra: manaotoho-tsofina ~ mibitsibitsika ~ miritsodritsoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (misspelt takoritsika) to rumour, to whisper
To be in great sorrow [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Chuchoter, faire circuler des bruits
Figuré: être dans la peine, dans la tristesse [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitakoritsoka
Ny lasa : nitakoritsoka
Ny hoavy : hitakoritsoka

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/28