|
|
|
|

Teny iditra 1  mitakosona
Fototeny  2 takosona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora. [2.5#46]
Tsipelina hafa  8 mitakosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22