Teny iditra | mitakosotra (takosotra (hosotra)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voalambolambo tsara ka lasa mangirana sy mamiratra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être gros et bien arrangé comme une grosse boule luisante [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | mitakositra | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |