Teny iditra mitakotroka (takotroka (kotroka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipoaka mafy, midoboka mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To sound as in takotroka
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitakotroka
Ny lasa : nitakotroka
Ny hoavy : hitakotroka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05