|
|
|
|

Teny iditra 1  mitalaboboka
Fototeny  2 talaboboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Be dia be, zavon-tany (ohatra ny vahoaka mihahohaho, na ny valala, na ny fasika...) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être en grand nombre, comme une foule, des sauterelles, du sable [1.3#655]

Fivaditsoratra  9 ambolobitaka, mitalaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20