| Teny iditra | 1 mitambatra |
| Fototeny | 2 tambatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
9 Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity 10 Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity [1.1] 11 tsy misaratsaraka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to join, to be together
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 être joint; être réunis: être additionné
[1.8] 14 en bloc [1.13] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitambatra |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|