| Teny iditra | 1 mitambelona |
| Fototeny | 2 tambelona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mody miaina rehefa avy torana: Efa nitambelona ve ilay ankizy safotra anikeheo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to come to, to regain consciousness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 reprendre connaissance; revenir à la vie
[1.8] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|