| Teny iditra | 1 mitambororotra |
| Fototeny | 2 tambororotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy
9 Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin' izao andro izao 10 Mitaredretra 11 Maty tsikelikely [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|