| Teny iditra | 1 mitampina |
| Fototeny | 2 tampina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be plugged, to be corked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être bouché, obstrué
[1.8] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitampina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|