|
|
|
|

Teny iditra1  mitanatana (tanatana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Misokatra tanteraka (filaza amin' ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika, ny vavany nitanatana [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mitanatana io

Fivaditsoratra  9  matitanana, mitanatana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20