|
|
|
|

Teny iditra1  mitandro (tandro)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be careful with things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  faire attention à être attentif à [1.8]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  mitandro, mitondra, mitondrà, tandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18