|
|
|
|

Teny iditra 1  mitangirika
Fototeny  2 tangirika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Loaka, misy hirika amin' ny vody rindrina na amin' ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona fa nitangirika ny fefiloha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20