|
|
|
|

Teny iditra 1  mitanondrika
Fototeny  2 tanondrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miondridoha noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana [1.1#727]
Fanazavàna teny anglisy  9 to bow down in sorrow and dejection. [1.2]
10 to bow down in sorrow or dejection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 s'incliner [1.3#676, 1.8]
12 être incliné, courber la tête de tristesse [1.3#676]
13 courber la tête en signe de tristesse [1.8]
Ohatra  14  mitanondrika izy fa mila matory (Il penche la tête parce qu'il a envie de dormir) [1.3]
15  mitanondrika izy noho ny manjo azy (Il courbe, il baisse la tête à cause du malheur qui le frappe) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20