|
|
|
|

Teny iditra 1  mitapitapy
Fototeny  2 tapitapy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tonga miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin' ny orana tato ho ato [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20