|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitapy
Fototeny  2 tapy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mankeo amin'ny bainandro mba hahazo hafanana, mitanina andro: Tsy manao afa-tsy ny mitapy andro io rafotsibe io [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitapy

Teny iditra (2/2) 10  mitapy
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  15 [Bara] mihahy [1.78]

Fivaditsoratra  mitapy, 16 mpitia

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04