|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitaria
Fototeny  2 taria
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao resaka lava: Nitaria momba ny famadihana teo i dadatoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 causer longuement [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  mitaria
Fototeny  11 taria
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sihanaka] mikapoka [1.78]

Fivaditsoratra  14 miitara, 15 miriata, 16 mitaira, 17 mitaray, mitaria

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20