| Teny iditra (1/2) | 1 mitataka |
| Fototeny | 2 tataka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Vaky na rovitra eo amin' ny zaitrany
8 Misy loaka na banga fandehanan' ny rano [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be slit open
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 avoir une fente
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 11 mitatàka |
| Fototeny | 12 tataka |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Mipaipaika
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 15 Makatita, mitatàka, mitataka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|