|
|
|
|

Teny iditra 1  mitatatra
Fototeny  2 tatatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra
9 Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [1.1]
10 manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 to cut water-channels; to be ditched with water-channels [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles [1.8]
13 drainer [1.13]
Tovy hevitra  14 manatatra
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitatatra
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22