Teny iditra | mitati-bolana | |
Singan-teny | mitatitra ; volana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha milaza amin' ny lehibe izay rehetra ataon' ny sasany entina hanaratsiana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rapporter [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |