| Teny iditra | 1 mitehika |
| Fototeny | 2 tehika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mikasika: Tsy mitehi-tany mihitsy ny tongotra indraindray ao anaty fiarambahoaka
9 Miankina: Ataovy mitehika amin' ny rindrina ny tohatra [1.1] |
| Fivaditsoratra | 10 mitehaky, mitehika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|