|
|
|
|

Teny iditra 1  mitehina
Fototeny  2 tehina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina
9 Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara
10 Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to walk with a cane, to lean on something or someone when walking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 s'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un [1.8]
Ohatra  13  Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy. [2.472#235]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how mitehina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20