Teny iditra mitendry ilo
Singan-teny mitendry ; ilo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba narahina fahizay ho fanambarana ny fifaranan' ny fisaonana ny mpanjaka: nokasihina tamin' ny rantsantanana nisy menaka ny hatoka sy ny ila loba havia [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25