|
|
|
|

Teny iditra 1  mitepo
Fototeny  2 tepo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mipaipaika, midondòna moramora, miemponempona: Rehefa marary mitepo haingana ny polsy [1.1]
Ohatra  8  - Aza ihohofana, anaka, fa mbola misy aina mitepo, ka aoka hahazo rivotra. [2.324]
Tovy hevitra  9 mitepotepo
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitepo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22