|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitery
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamotsitra, mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Lasa nitery omby i Rainikoto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 traire [1.3#698]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  mitery
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Tanosy] manery [1.78]

Fivaditsoratra  14 mietry, mitery

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21